Jeremiah 38:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka i Ebeda-Meleka ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka i Abdemeleka, ka niteny tamin’ny mpanjaka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa niainga avy tao an-dapa i Hebeda-Melèka, ary niteny tamin’ny mpanjaka hoe:
Malagasy Bible 1865
dia nivoaka avy tao an-tranon'ny mpanjaka izy ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka i Ebeda-Meleka ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe:
malagasy
dia nivoaka avy tao an-tranon'ny mpanjaka izy ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: