Jeremiah 38:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry tompokolahy mpanjaka, ratsy avokoa izay rehetra nataon’ity firenena ity tamin’i Jeremia mpaminany, fa nataony tao an-dava-drano izy ka ho faty mosary ao amin’izay itoerany satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry mpanjaka tompoko ô, ratsy izany nataon’ireo olona ireo tamin’ny nitondrany toy izany an’i Jeremia mpaminany, fa nampidininy ao an-davaka izy; ho faty mosary ao ihany izy, satria tsy misy mofo intsony eto an-tanàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry andriamanjaka ô, zava-dratsy avokoa izay rehetra nataon’ireo lehilahy ireo tamin’i Jeremià mpaminany fa natsipiny tao an-dava-drano izy ka ho faty mosary ao, satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ry tompokolahy mpanjaka, ratsy avokoa izay rehetra nataon'ity firenena ity tamin'i Jeremia mpaminany, fa nataony tao an-davaka izy ka ho faty mosary ao amin'izay itoerany, satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry tompokolahy mpanjaka, ratsy avokoa izay rehetra nataon’ity firenena ity tamin’i Jeremia mpaminany, fa nataony tao an-dava-drano izy ka ho faty mosary ao amin’izay itoerany satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.
malagasy