Jeremiah 39:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, no nahatongavan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, sy ny miaramilany rehetra, hamely an’i Jerosalema ka nanao fahirano azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana fahafolo, amin’ny taona fahasivy nanjakan’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, dia tonga teo anoloan’i Jerosalema i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, mbamin’ny tafiny rehetra, ka nanao fahirano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny volana fahafolo, taona fahasivy nanjakàn’i Tsedekià mpanjakan’i Joda, dia tonga i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sy ny tafiny manontolo ka nanao fahirano ny tanànan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka Jerosalema (tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, no nahatongavan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an'i Jerosalema ka nanao fahirano azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, no nahatongavan’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, sy ny miaramilany rehetra, hamely an’i Jerosalema ka nanao fahirano azy.
malagasy
[Ny nanafahana an'i Jerosalema, sy ny nanjo an'i Zedekia, ary ny nanesorana an'i Jeremia tao an-davaka, sy ny teny nasain'Andriamanitra nolazainy tamin'i Ebeda-meleka] Ary rehefa afaka Jerosalema (tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, no nahatongavan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, sy ny miaramilany rehetra hamely an'i Jerosalema ka nanao fahirano azy;