Jeremiah 39:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanome teny an’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy didy nomen’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, an’i Nabozardàna, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia, nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna nanome baiko an’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ny amin’i Jeremià ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanome teny an'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ny amin'i Jeremia nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanome teny an’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia hoe:
malagasy
Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanome teny an'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ny amin'i Jeremia nanao hoe: