Jeremiah 39:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento izy ka tandremo tsara, fa aza asian-dratsy; fa araka izay lazainy aminao no tanteraho aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alaovy izy, ka ataovy andry maso, aza asian-dratsy, fa araka izay lazainy aminao ihany atao aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ndeha alaovy izy, ary tandremo tsara mba tsy hisy hanisy ratsy azy, fa ataovy izay angatahany aminao!»
Malagasy Bible 1865
Ento izy, ka tandremo tsara, fa aza asian-dratsy fa araka izay lazainy aminao no ataovy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento izy ka tandremo tsara, fa aza asian-dratsy; fa araka izay lazainy aminao no tanteraho aminy.
malagasy
Ento izy, ka tandremo tsara, fa aza asian-dratsy fa araka izay lazainy aminao no ataovy aminy.