Jeremiah 39:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, i Nebosazbana, i Raba-Sarisa, i Nergala-Sarezera, i Raba-Magy ary ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Nabozardàna lehiben’ny mpiambina, i Nabosezibàna lehiben’ny eonòka, sy i Nergaly-Seresera lehiben’ny majy, mbamin’izay rehetra mpanapaky ny mpanjakan’i Babilôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina nifanaraka tamin’i Nebosazbàny izay lehilahy tena mahatoky ny mpanjaka sy i Nergala-Saretsera lehiben’ny etamazaoro sy ny manamboninahitra sisa rehetran’ny mpanjaka,
Malagasy Bible 1865
Ary Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, i Nebosazbana, i Raba-Sarisa, i Nergala-Sarezera, i Raba-Magy ary ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona rehetra,
malagasy
Ary Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona rehetra