Jeremiah 39:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, fony izy mbola voatazona tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana ihany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony i Jeremia mbola voafahy tao an-kianjan’ny fiambenana, dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa fony mbola voatana tao an-kianjan’ny trano fiambenana i Jeremià, dia nisy kosa tenin’ny TOMPO taminy nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, fony izy mbola voahazona tao amin'ny kianjan'ny trano fiambenana ihany, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO, fony izy mbola voatazona tao amin’ny kianjan’ny trano fiambenana ihany hoe:
malagasy
Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, fony izy mbola voahazona tao amin'ny kianjan'ny trano fiambenana ihany, nanao hoe: