Jeremiah 39:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hovonjeko ianao amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, fa tsy mba hatolotra eo an-tanan’ny olona izay atahoranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovonjeko anefa ianao amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - fa tsy ho voatolotra ao an-tanan’ny olona atahoranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa amin’ny andro izay hahatongavan’izany loza izany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, dia hafahako ianao, ka tsy hatolotro eo an-tanan’ireo olona atahoranao.
Malagasy Bible 1865
Nefa hovonjeko ianao amin'izany andro izany, hoy Jehovah, fa tsy mba hatolotra eo an-tànan'ny olona izay atahoranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hovonjeko ianao amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, fa tsy mba hatolotra eo an-tanan’ny olona izay atahoranao.
malagasy
Nefa hovonjeko ianao amin'izany andro izany, hoy Jehovah, fa tsy mba hatolotra eo an-tànan'ny olona izay atahoranao.Fa hovonjeko tokoa ianao ka tsy holavon-tsabatra; eny, ny ainao no ho babonao, satria efa natoky Ahy, hoy Jehovah.