Jeremiah 39:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hovonjeko tokoa ianao ka tsy ho lavon-tsabatra; eny, ny ainao no ho babonao, satria natoky Ahy ianao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko afaka tokoa ianao ka tsy ho lavon-tsabatra, fa hahazo ny ainao ho babo, satria natoky Ahy ianao, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havotako tokoa ianao mba tsy ho faty an’ady, ka ho voavonjy ny ainao, satria natoky Ahy ianao. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.› »
Malagasy Bible 1865
Fa hovonjeko tokoa ianao ka tsy holavon-tsabatra; eny, ny ainao no ho babonao, satria efa natoky Ahy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hovonjeko tokoa ianao ka tsy ho lavon-tsabatra; eny, ny ainao no ho babonao, satria natoky Ahy ianao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa hovonjeko tokoa ianao ka tsy holavon-tsabatra; eny, ny ainao no ho babonao, satria efa natoky Ahy, hoy Jehovah.