Jeremiah 39:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahasivy tamin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahiraika amby folo nanjakan’i Zedekia dia nisy voabanga ny tanàna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-11 nanjakan’i Sedesisa, volana fahefatra, andro fahasivin’ny volana, dia nisy voabanga ny tanàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo nanjakàn’i Tsedekià dia nisy voabanga ny mandan’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
ary nony tamin'ny andro fahasivy tamin'ny volana fahefatra tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo nanjakan'i Zedekia, dia nisy voabanga ny tanàna),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahasivy tamin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahiraika amby folo nanjakan’i Zedekia dia nisy voabanga ny tanàna,
malagasy
ary nony tamin'ny andro fahasivy tamin'ny volana fahefatra tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo nanjakan'i Zedekia, dia nisy voabanga ny tanàna),