Jeremiah 39:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopotsiriny ny mason’i Zedekia, dia nafatony tamin’ny gadra varahina izy hoentiny any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia nopotsiriny ny mason’i Sedesiasa, ary nafatony tamin’ny rojo varahina roa izy hoentina any Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nasainy nopotsirina voamaso i Tsedekià sady norohizany rojovy mba hoentina any Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary nopotsiriny ny mason'i Zedekia, dia nafatony tamin'ny gadra varahina izy ho entiny any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopotsiriny ny mason’i Zedekia, dia nafatony tamin’ny gadra varahina izy hoentiny any Babilona.
malagasy
Ary nopotsiriny ny mason'i Zedekia, dia nafatony tamin'ny gadra varahina izy ho entiny any Babylona.