Jeremiah 39:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodoran’ny Kaldeana tamin’ny afo ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia nodoran’ny Kaldeanina ny tranon’ny mpanjaka mbamin’ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema. Ny vahoaka sisa izay tafajanona tao an-tanàna, mbamin’ireo mpilefa nitolo-tena nanaiky azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izany, dia nodoran’ny Babilônianina ny lapan’ny mpanjaka sy ny tranon’ny olona tao Jerosalema sady noravany ny mandan’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nodoran'ny Kaldeana tamin'ny afo ny tranon'ny mpanjaka sy ny tranon'ny vahoaka, ary ny mandan'i Jerosalema noravany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodoran’ny Kaldeana tamin’ny afo ny tranon’ny mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka, ary noravany ny mandan’i Jerosalema.
malagasy
Ary nodoran'ny Kaldeana tamin'ny afo ny tranon'ny mpanjaka sy ny tranon'ny vahoaka, ary ny mandan'i Jerosalema noravany.