Jeremiah 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hiverina ianao, ry Israely, dia miverena Amiko, hoy NY TOMPO; ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao ka tsy hivezivezy foana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha te-hiverina ianao, ry Israely, - teny marin’i Iaveh - dia miverena amiko. Ka raha esorinao tsy ho eo anatrehako ny fahavetavetanao, dia tsy hirenireny foana intsony ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hiverina ianao, ry Israely, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia mahazo miverina amiko. Raha esorinao tsy ho hitan’ny masoko ireo sampinao maharikoriko, dia tsy hirenireny intsony ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha hiverina ianao, ry Isiraely, hoy Jehovah, dia ho amiko no hiverenanao, ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao, dia tsy hivezivezy foana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hiverina ianao, ry Israely, dia miverena Amiko, hoy NY TOMPO; ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao ka tsy hivezivezy foana,
malagasy
Raha hiverina ianao, ry Isiraely, hoy Jehovah, dia ho amiko no hiverenanao, ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao, dia tsy hivezivezy foana,