Jeremiah 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin’ny nilazanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; kanjo mihatra amin’ny aina ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy aho: «Indrisy, Iaveh Tompo ô, nofitahinao izany ity firenena ity, sy i Jerosalema, fony ianao nanao hoe: ‹Hahazo fiadanana ianareo›; kanjo sabatra ity, no hamono mahafaty!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiteny ireny hoe: «Andray, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, namitaka ity vahoaka ity sy namitaka an’i Jerosalema Ianao tamin’ny fampanantenana hoe fa hisy fiadanana ho antsika kanjo mihatra aman’aina ity ny sabatra!»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin'ny nanaovanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; Kanjo mihatra amin'ny aina ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Indrisy, RY TOMPO Andriamanitra ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin’ny nilazanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; kanjo mihatra amin’ny aina ny sabatra.
malagasy
Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin'ny nanaovanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; Kanjo mihatra amin'ny aina ny sabatra.