Jeremiah 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avy toy ny rahona izy, ary tahaka ny tadio ny kalesy fitondrany miady, haingana noho ny voromahery ny soavaliny. Lozantsika! Fa lany ringana isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro izy miakatra toy ny rahona; tahaka ny tadio ny kalesiny; miriotra faingana mihoatra noho ny voromahery ny soavaliny. Loza ho antsika fa ringana isika ity!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro tamy ny fahavalo: toy ny rahona no iakarany hanafika, toy ny rambon-danitra no firimorimon’ny kalesiny ary faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Very isika, fa ringana tanteraka!
Malagasy Bible 1865
Indro, avy toy ny rahona izy, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, faingana noho ny voromahery ny soavaliny; Lozantsika! fa lany ringana isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avy toy ny rahona izy, ary tahaka ny tadio ny kalesy fitondrany miady, haingana noho ny voromahery ny soavaliny. Lozantsika! Fa lany ringana isika.
malagasy
Indro, avy toy ny rahona izy, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, faingana noho ny voromahery ny soavaliny; Lozantsika! fa lany ringana isika.