Jeremiah 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin’ny ratsy mba hamonjena anao! Mandra-pahoviana no hitoeran’ny hevi-dratsinao ao am-ponao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Jerosalema ô, diovy ho afaka amin’ny ratsy ny fonao, mba hovonjena ianao; mandra-pahoviana no hitoeran’ny hevi-dratsinao ao am-ponao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diovy hiala amin’ny ratsy ny fonao, raha te ho afaka ianao, ry Jerosalema. Mandra-pahoviana ny hevi-dratsy no hitoetra ao anatinao?
Malagasy Bible 1865
Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy, mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin’ny ratsy mba hamonjena anao! Mandra-pahoviana no hitoeran’ny hevi-dratsinao ao am-ponao?
malagasy
Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy, mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao?