Jeremiah 4:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa injany misy feo manambara avy any Dana ary misy filazam-pahoriana avy amin’ny tany be havoana any Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy feo avy any Dana, ka manambara, hatrany an-tendrombohitr’i Efraima izy no milaza ny loza ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoy ange fa misy siosio avy any Dana, ary misy vaovao milaza fahoriana avy amin’ny faritra havoan’i Efraîma.
Malagasy Bible 1865
Fa injany! misy feo manambara avy any Dana sy filazam-pahoriana avy amin'ny tany havoan'i Efraima,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa injany misy feo manambara avy any Dana ary misy filazam-pahoriana avy amin’ny tany be havoana any Efraima.
malagasy
Fa injany! misy feo manambara avy any Dana sy filazam-pahoriana avy amin'ny tany havoan'i Efraima,