Jeremiah 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaonareo amin’ny firenena, torio amin’i Jerosalema hoe: Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra ka manakora hamely ny tanànan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampandreneso ny firenena izany; ambarao azy ireo ny lozan’i Jerosalema. Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra, manao akoralava hamely ny tanànan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaonareo amin’ny mponina rehetra, ampandrenesonareo i Jerosalema fa manakaiky azy ny mpanao fahirano, tonga avy any an-tany lavitra any ka mihorakoraka hamely ireo tanànan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Lazaonareo amin'ny firenena, torio amin'i Jerosalema hoe: Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra ka manakora hamely ny tanànan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaonareo amin’ny firenena, torio amin’i Jerosalema hoe: Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra ka manakora hamely ny tanànan’ny Joda.
malagasy
Lazaonareo amin'ny firenena, torio amin'i Jerosalema hoe: Misy mpanao fahirano avy any an-tany lavitra ka manakora hamely ny tanànan'ny Joda.