Jeremiah 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manodidina an’i Jerosalema ireo toy ny fanaon’ny mpiandry saha, fa nikomy Tamiko izy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoatra ny mpiandry saha izy ireo manodidina an’i Jerosalema, satria niodina tamiko izy, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manodidina an’i Jerosalema tahaka ny olona miandry saha izy. Vokatry ny fikomianao tamiko izao, teny hentitry ny TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Manodidina azy ireo toy ny fanaon'ny mpiandry saha, fa efa niodina tamiko izy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manodidina an’i Jerosalema ireo toy ny fanaon’ny mpiandry saha, fa nikomy Tamiko izy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Manodidina azy ireo toy ny fanaon'ny mpiandry saha, fa efa niodina tamiko izy, hoy Jehovah.