Jeremiah 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; izany no vokatry ny faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin’ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tamby, valin’ny fitondran-tena aman’asa ratsinao; izany no vokatry ny haratsiam-panahinao, ka mangidy! Eny, mihatra amin’ny fo izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitondrantenanao sy ny ratsy nataonao no nahatonga izao taminao, ry Jerosalema. Hotsaroanao ny ngidin’izao loza izao, satria mihatra hatrany amin’ny fonao.
Malagasy Bible 1865
Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; Izany no faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin'ny ainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; izany no vokatry ny faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin’ny ainao.
malagasy
Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; Izany no faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin'ny ainao.