Jeremiah 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fandravana mifanontona no ambara, rava ny tany rehetra; rava tampoka ny tranolaiko, eny, rava indray mipy maso monja ny ambaindaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fandravana mitongoa fandravana no ambara; fa rava ny tany rehetra. Rava tampoka ny laiko, raha indray mihelina monja ny trano laiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahavoazana mifanontona no ambara; rava ny tany manontolo. Rava tampoka teo ny tranolay nitobianay ary fongana indray mipi-maso ny fialofanay.
Malagasy Bible 1865
Fandravana mifanontona no ambara, rava ny tany rehetra; Rava tampoka ny laiko, eny, rava indray mipi-maso monja ny ambain-daiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fandravana mifanontona no ambara, rava ny tany rehetra; rava tampoka ny tranolaiko, eny, rava indray mipy maso monja ny ambaindaiko.
malagasy
Fandravana mifanontona no ambara, rava ny tany rehetra; Rava tampoka ny laiko, eny, rava indray mipi-maso monja ny ambain-daiko.