Jeremiah 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; raha ny hanao ratsy dia kinga izy; fa ny hanao soa kosa dia tsy fantany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany, dia noho ny hadalan’ny vahoakako! Fa tsy mba mahalala Ahy akory izy ireo; zaza tsy misy saina, sy tsy manam-pahalalana izy, ka ny manao ratsy no mahakinga azy; fa ny manao soa tsy fantany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Adala tokoa ny vahoakako fa tsy mahalala Ahy», hoy ny Tompo. Ankizy tsy misaina ireo, tsy mahatakatra na inona na inona, tsy kinga afa-tsy amin’ny fanaovan-dratsy fa raha izay hanao ny tsara tsy hainy.
Malagasy Bible 1865
Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy fantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; raha ny hanao ratsy dia kinga izy; fa ny hanao soa kosa dia tsy fantany.
malagasy
Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy fantany.