Jeremiah 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nojereko ny tany ka indro, tsy nisy endrika izy sady foana, ary ny lanitra koa, indro, tsy teo intsony ny fahazavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery ny tany aho, ka inty izy tsy misy endrika sady foana; nijery ny lanitra aho, ka tsy nanam-pahazavana intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nojereko ny tany, ka indro foana sady tsy nisy endrika, ary ny lanitra tsy nisy fahazavana.
Malagasy Bible 1865
Nojereko ny tany, ka, indro, tsy nisy endrika izy sady foana, ary ny lanitra koa, ka, indro, tsy nanam-pahazavana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nojereko ny tany ka indro, tsy nisy endrika izy sady foana, ary ny lanitra koa, indro, tsy teo intsony ny fahazavany.
malagasy
Nojereko ny tany, ka, indro, tsy nisy endrika izy sady foana, ary ny lanitra koa, ka, indro, tsy nanam-pahazavana izy;