Jeremiah 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nojereko ny tendrombohitra ka indro, nihorohoro izy, ary nihozongozona ny havoana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery ny tendrombohitra aho, ka mihozongozona izy; ary ny havoana rehetra mivembena avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nojereko ny tendrombohitra ka tsy nahajoro intsony; ary ny havoana rehetra nihozongozona.
Malagasy Bible 1865
Nojereko ny tendrombohitra, ka, indro, nihorohoro izy, ary ny havoana rehetra nihozongozona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nojereko ny tendrombohitra ka indro, nihorohoro izy, ary nihozongozona ny havoana rehetra.
malagasy
Nojereko ny tendrombohitra, ka, indro, nihorohoro izy, ary ny havoana rehetra nihozongozona;