Jeremiah 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nojereko ka indro, tsy nisy olona, ary efa nandositra ny voromanidina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery aho, ka indro ny olona tsy nisy teo; ary ny voromanidina rehetra efa nandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nojereko ka tsy nisy olona intsony fa lasa mbamin’ny voronkely rehetra aza.
Malagasy Bible 1865
Nojereko, ka, indro, tsy nisy olona, ary ny voro-manidina rehetra efa nandositra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nojereko ka indro, tsy nisy olona, ary efa nandositra ny voromanidina rehetra.
malagasy
Nojereko, ka, indro, tsy nisy olona, ary ny voro-manidina rehetra efa nandositra;