Jeremiah 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nojereko ka indro, Karmela aza dia tonga tany efitra, ary ny tanànany rehetra dia rava teo anatrehan’NY TOMPO, teo anoloan’ny firehetan’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mijery aho, ka ny sahan-kazo mamoa zary efitra; ary ny tanànany rehetra, rava avokoa eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nojereko ity tany izay saha nahavokatra ka tonga taniefitra sisa, fa rava avokoa ny tanànany. Noho ny nataon’ny TOMPO izany, noho ny fahatezerany mirehitra.
Malagasy Bible 1865
Nojereko, ka, indro, ny saha mahavokatra aza efa tonga efitra, ary ny tanànany rehetra dia rava teo anatrehan'i Jehovah, dia teo anoloan'ny firehetan'ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nojereko ka indro, Karmela aza dia tonga tany efitra, ary ny tanànany rehetra dia rava teo anatrehan’NY TOMPO, teo anoloan’ny firehetan’ny fahatezerany.
malagasy
Nojereko, ka, indro, ny saha mahavokatra aza efa tonga efitra, ary ny tanànany rehetra dia rava teo anatrehan'i Jehovah, dia teo anoloan'ny firehetan'ny fahatezerany.[Na: karmela]