Jeremiah 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Ho lao ny tany rehetra, nefa tsy dia holevoniko avokoa izy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: Ho lao ny tany rehetra, kanefa tsy mba hofongorako avokoa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: «Ho lao ny tany manontolo nefa tsy hofoanako avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Ho lao ny tany rehetra, nefa tsy dia holevoniko avokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Ho lao ny tany rehetra, nefa tsy dia holevoniko avokoa izy akory.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Ho lao ny tany rehetra, nefa tsy dia holevoniko avokoa izy.