Jeremiah 4:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia hisaona ny tany ary ho tonga mainty ny lanitra ambony satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ny tany misaona, ary ny lanitra any ambony mihamainty, satria efa nolazaiko sy nokasaiko izany, ka tsy hanenenako na hitsoahako intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia misaona ny tany ary mihamaizina ny lanitra any ambony. Satria Izaho no efa niteny; ka tsy hanova ny fanapahan-kevitro Aho na hihemotra amin’izany.»
Malagasy Bible 1865
Noho izany dia hisaona ny tany, ary ho tonga mainty ny lanitra ambony, satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia hisaona ny tany ary ho tonga mainty ny lanitra ambony satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany.
malagasy
Noho izany dia hisaona ny tany, ary ho tonga mainty ny lanitra ambony, satria efa niteny izany Aho, sady efa nikasa izany ka tsy hanenina na hanatsoaka izany.