Jeremiah 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangàna faneva manandrify an’i Ziona; mandosira haingana, aza mijanona; fa Izaho hahatonga loza avy any avaratra, dia fandringanana be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangàna saina, manandrify an’i Siôna, mandosira ianareo, aza miatoato akory! Fa avy any Avaratra Aho dia hahatonga loza amin’antambo lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atsangano tandrifin’i Tsiôna ny faneva, ary mandosira ka aza miato; fa hahatonga loza amin’antambo lehibe avy any avaratra ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Manangàna faneva manandrify an'i Ziona; Mandosira faingana, aza mijanona; Fa Izaho hahatonga loza sy fandringanana be avy any avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangàna faneva manandrify an’i Ziona*; mandosira haingana, aza mijanona; fa Izaho hahatonga loza avy any avaratra, dia fandringanana be.
malagasy
Manangàna faneva manandrify an'i Ziona; Mandosira faingana, aza mijanona; Fa Izaho hahatonga loza sy fandringanana be avy any avaratra.