Jeremiah 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia ho very hevitra ny mpanjaka sy ny lehibe, ho kepoka ny mpisorona ary ho gaga ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - ny mpanjaka ama-mpifehy ho rera-po, ny mpisorona hiraviravy tanana, ary ny mpaminany ho kepoka foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro hitrangan’izany, hoy ny teny hentitry ny Tompo, dia ho kivy ny mpanjaka sy ny mpitondra ambony, ho ketraka ny mpisorona ary hivarahontsana ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia ho very hevitra ny mpanjaka sy ny lehibe, ary ho kepoka ny mpisorona, sy ho gaga ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia ho very hevitra ny mpanjaka sy ny lehibe, ho kepoka ny mpisorona ary ho gaga ny mpaminany.
malagasy
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia ho very hevitra ny mpanjaka sy ny lehibe, ary ho kepoka ny mpisorona, sy ho gaga ny mpaminany.