Jeremiah 40:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Gedalia, zanak’i Ahikama, tamin’i Johanana, zanak’i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an’Ismaela ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no nolazain’i Godoliasa zanak’i Ahikama, tamin’i Johanàna zanak’i Karea: «Aza manao izany, fa tsy marina akory izay lazainao momba an’i Ismaely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa namaly an’i Jôhanàna i Gedalià ka nanao hoe: –Aza manao izany zavatra izany! Fa tsy marina izay voalazanao momba an’i Jismahela.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Gedalia, zanak'i Ahikama, tamin'i Johanana, zanak'i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an'Isimaela ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Gedalia, zanak’i Ahikama, tamin’i Johanana, zanak’i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an’Ismaela ianao.
malagasy
Fa hoy Gedalia, zanak'i Ahikama, tamin'i Johanana, zanak'i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an'Isimaela ianao.