Jeremiah 40:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka an’i Jeremia ny lehiben’ny mpiambina ka niteny taminy hoe: NY TOMPO Andriamanitrao no nanambara izao loza izay nanjo ity tanàna ity izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’ny lehiben’ny mpiambina i Jeremia, ka nilazany hoe: «I Iaveh Andriamanitra efa nanambara izao loza izao amin’ity tanàna ity, ka nahatonga azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo izy no nalain’ny lehiben’ny mpiambina ka nilazany hoe: «Ny TOMPO Andriamanitrao no nanambara mialoha izao loza manjo ity tanàna ity izao.
Malagasy Bible 1865
An'ny lehiben'ny mpiambina dia naka an'i Jeremia ka nanao taminy hoe: Jehovah Andriamanitrao nanambara izao loza izao, izay nanjo ity tanàna ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka an’i Jeremia ny lehiben’ny mpiambina ka niteny taminy hoe: NY TOMPO Andriamanitrao no nanambara izao loza izay nanjo ity tanàna ity izao.
malagasy
An'ny lehiben'ny mpiambina dia naka an'i Jeremia ka nanao taminy hoe: Jehovah Andriamanitrao nanambara izao loza izao, izay nanjo ity tanàna ity.