Jeremiah 40:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankany amin’i Godoliasa, tany Masfà, i Jeremia, ka niara-nonina taminy, teo amin’ny vahoaka sisa navela teo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jeremià nankany amin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama tao Mitsepà, ka niara-nipetraka taminy teo anivon’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeremia nankany amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin'ny vahoaka izay sisa velona tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jeremia dia nankany amin’i Gedalia, zanak’i Ahikama, tany Mizpa ka niara-monina taminy tao amin’ny vahoaka izay sisa velona teo amin’ny tany.
malagasy
Ary Jeremia nankany amin'i Gedalia, zanak'i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin'ny vahoaka izay sisa velona tamin'ny tany.