Jeremiah 41:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia novoriny ny olona rehetra ka noentiny niady tamin’Ismaela, zanak’i Netania ary hitany teo amoron’ny ranobe ao Gibeona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nitondra ny miaramilany rehetra izy ka niainga hiady amin’i Ismaely zanak’i Nataniasa; tratrany tao akaikin’ny kamory lehibe ao Gabaôna io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanangona ny miaramilany rehetra izy ary niainga hanafika an’i Jismahela, ka nahatratra azy teo akaikin’ny farihin’i Gibehôna.
Malagasy Bible 1865
dia novoriny ny olona rehetra ka nentiny niady tamin'Isimaela, zanak'i Netania ary hitany teo amoron'ny kamory ao Gibeona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia novoriny ny olona rehetra ka noentiny niady tamin’Ismaela, zanak’i Netania ary hitany teo amoron’ny ranobe ao Gibeona izy.
malagasy
dia novoriny ny olona rehetra ka nentiny niady tamin'Isimaela, zanak'i Netania ary hitany teo amoron'ny kamory ao Gibeona izy.[Heb. ny rano be]