Jeremiah 42:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy i Johanana, zanak’i Karea, ary i Jazania, zanak’i Hosaia, mbamin’ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, nanatona an’i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin’i Johanàna zanak’i Karea, i Jezoniasa zanak’i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ireo rehetra mpifehy ny andia-miaramila, indrindra i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy i Hazarià zanakalahin’i Hôsaià, ary koa ny vahoaka rehetra teo na kely na lehibe,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak'i Karea, sy Jazania, zanak'i Hosaia, mbamin'ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy i Johanana, zanak’i Karea, ary i Jazania, zanak’i Hosaia, mbamin’ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona
malagasy
[Ny nangatahan'ny Jiosy an'i Jeremia haka hevitra amin'i Jehovah, ary ny anatra nataon'i Jeremia tamin'ny Jiosy kosa noho ny tsy nanekeny ny saina avy tamin'i Jehovah] Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak'i Karea, sy Jazania, zanak'i Hosaia, mbamin'ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona