Jeremiah 42:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa nambarako taminareo androany; nefa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo ny amin’izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanambara izany taminareo aho androany, fa tsy nihaino ny feon’i Iaveh Andriamanitrareo kosa ianareo, na ny zavatra inona na ny zavatra inona nanirahany ahy ho aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa androany raha nitondra ny valin-teny avy amin’ny TOMPO Andriamanitsika aho, dia tsy mihaino Azy ianareo ny amin’izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nambarako taminareo androany; nefa tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ny amin'izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa nambarako taminareo androany; nefa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo ny amin’izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.
malagasy
Ary efa nambarako taminareo androany; nefa tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ny amin'izay zavatra nanirahany ahy ho aminareo.Koa aoka ho fantatrareo marimarina fa ho fatin-tsabatra sy mosary ary areti-mandringana ianareo any amin'ny tany izay tianareo hivahiniana.