Jeremiah 42:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanirahanareo ahy mba hanaborahako eo anatrehany ny fifonanareo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nilazany hoe: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, izay nanirahanareo ahy hitondra eo anatrehany ny hatakareo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanao taminy hoe: –Naniraka ahy hitondra ny fangatahanareo tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ianareo, ka izao no valin-teniny:
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa nanirahanareo ahy mba hoborahiko eo anatrehany ny fifonanareo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanirahanareo ahy mba hanaborahako eo anatrehany ny fifonanareo:
malagasy
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa nanirahanareo ahy mba hoborahiko eo anatrehany ny fifonanareo:[Heb. hampiankohoka]