Jeremiah 43:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra voalazan’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin’NY TOMPO Andriamaniny izany, izay nanirahan’NY TOMPO Andriamanitra azy holazaina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra voalazan’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra avokoa ny tenin’i Iaveh Andriamaniny, ireo teny rehetra nanirahan’i Iaveh Andriamaniny azy ho aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra voalazan’i Jeremià avokoa tamin’ny vahoaka rehetra teo ny tenin’ny TOMPO Andriamaniny araka izay nanirahany azy holazainy aninkeheo,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra voalazan'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin'i Jehovah Andriamaniny izany, izay nanirahan'i Jehovah Andriamanitra azy holazaina aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra voalazan’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin’NY TOMPO Andriamaniny izany, izay nanirahan’NY TOMPO Andriamanitra azy holazaina aminy,
malagasy
[Ny nandosiran'ny olona nankany Egypta, sy ny teny nampilazain'Andriamanitra ny amin'ny handresen'ny Kaldeana an'i Egypta] Ary rehefa tapitra voalazan'i Jeremia tamin'ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin'i Jehovah Andriamaniny izany, izay nanirahan'i Jehovah Andriamanitra azy holazaina aminy,