Jeremiah 43:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro Aho handefa iraka haka an’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, mpanompoko, ka haoriko ambonin’ireto vato nafeniko ireto ny sezafiandrianany; ary hamelatra ny lambany tsara tarehy hatao alokaloka eo amboniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia lazao amin’izy ireo hoe: Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Indro Aho haniraka haka an’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna mpanompoko, sy hametraka ny seza fiandrianany eo ambonin’ireto vato nafeniko ireto; ary izy hamelatra ny karpetrany eo ambonin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ambarao amin’ireo hoe: ‹Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Indro Aho haniraka hampaka an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izay mpanompoko, ka eto ambonin’ireto vato izay nalevina eto ireto no haoriko ny sezafiandrianany, ary eto no hamelarany ny trano lain’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro Aho haniraka haka an'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, mpanompoko, ka haoriko amin'ireto vato nafeniko ireto ny seza fiandrianany; ary hamelatra ny lambany tsara tarehy hatao alokaloka eo amboniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro Aho handefa iraka haka an’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, mpanompoko, ka haoriko ambonin’ireto vato nafeniko ireto ny sezafiandrianany; ary hamelatra ny lambany tsara tarehy hatao alokaloka eo amboniny izy.
malagasy