Jeremiah 43:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho avy izy hamely ny tany Ejipta ka izay ho amin’ny areti-mandringana dia ho amin’ny areti-mandringana, ary izay ho amin’ny fahababoana dia ho amin’ny fahababoana, ary izay ho amin’ny sabatra dia ho amin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy izy, ka hamely ny tany Ejipta; ka izay ho amin’ny fahafatesana, matesa; izay ho amin’ny fahababoana, baboy; izay ho amin’ny sabatra, alavoin-tsabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy hamely ny tany Ejipta izy, ka izay olona natao ho amin’ny areti-mandringana dia hianjadian’ny areti-mandringana, izay natao ho amin’ny fahababoana dia hianjadian’ny fahababoana, ary izay natao ho amin’ny sabatra dia hovonoina ho faty amin’ny sabatra.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho avy izy hamely ny tany Egypta, ka izay ho amin'ny areti-mandringana dia ho amin'ny areti-mandringana, ary izay ho amin'ny fahababoana dia ho amin'ny fahababoana, ary izay ho amin'ny sabatra dia ho amin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho avy izy hamely ny tany Ejipta ka izay ho amin’ny areti-mandringana dia ho amin’ny areti-mandringana, ary izay ho amin’ny fahababoana dia ho amin’ny fahababoana, ary izay ho amin’ny sabatra dia ho amin’ny sabatra.
malagasy