Jeremiah 43:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Baroka, zanak’i Neria, no nanome fo anao hamely anay mba hanolotra anay ho eo an-tanan’ny Kaldeana hahafaty anay sy hahalasa anay ho babo any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Baròka zanak’i Nerià, no nanome fo anao hamely anay, mba hanolotra anay ho eo an-tanan’ny Kaldeanina, hahafaty anay sy hahalasan-ko babo anay any Babilôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Baròka, zanakalahin’i Nerià, no nanome saina anao hamely anay, fa tiany ho voatolotra eo an-tanan’ny Babilônianina izahay mba hamonoany anay ho faty na hitondrany anay ho babo any Babilôna.
Malagasy Bible 1865
fa Baroka, zanak'i Neria, no nanome fo anao hamely anay mba hanolotra anay ho eo an-tànan'ny Kaldeana hahafaty anay sy hahalasa anay ho babo any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Baroka, zanak’i Neria, no nanome fo anao hamely anay mba hanolotra anay ho eo an-tanan’ny Kaldeana hahafaty anay sy hahalasa anay ho babo any Babilona.
malagasy
fa Baroka, zanak'i Neria, no nanome fo anao hamely anay mba hanolotra anay ho eo an-tànan'ny Kaldeana hahafaty anay sy hahalasa anay ho babo any Babylona.