Jeremiah 43:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ny amin’ny tokony honenany ao amin’ny tanin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia tsy nihaino ny feon’i Iaveh nandidy azy hitoetra amin’ny tanin’i Jodà i Johanàna zanak’i Karea, sy ny mpifehy miaramila rehetra mbamin’ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, tsy nanaiky hipetraka tany Joda araka izay nambaran’ny TOMPO azy i Jôhanàna zanakalahin’i Karea sy ireo rehetra mpifehy ny andia-miaramila mbamin’ireo olona niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon'i Jehovah ny amin'ny honenany ao amin'ny tanin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon’NY TOMPO ny amin’ny tokony honenany ao amin’ny tanin’ny Joda.
malagasy
Ary Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon'i Jehovah ny amin'ny honenany ao amin'ny tanin'ny Joda.