Jeremiah 43:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra, dia nitondra ny sisa rehetra tamin’ny Joda, izay niverina avy tany amin’ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin’ny tanin’ny Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nentin’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan’i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin’ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin’ny tanin’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nentin’i Jôhànana zanakalahin’i Karehà sy ireo rehetra mpifehy ny andia-miaramila kosa ny vahoaka sisa tavela tao amin’ny fanjakan’i Joda, izany hoe ny olona rehetra voaroaka tany amin’ireo firenena manodidina ka niverina honina tao Joda indray,
Malagasy Bible 1865
Fa Johanana, zanak'i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin'ny Joda, izay niverina avy tany amin'ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin'ny tanin'ny Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Johanana, zanak’i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra, dia nitondra ny sisa rehetra tamin’ny Joda, izay niverina avy tany amin’ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin’ny tanin’ny Joda,
malagasy