Jeremiah 43:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nankany amin’ny tany Ejipta izy ireny, fa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO, ary tonga hatrany Tapanesa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra tany amin’ny tany Ejipta izy ireo, dia tonga hatrany Tafnesa, fa tsy nihaino ny feon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nihaino ny feon’ny TOMPO ireo, fa lasa nankany Ejipta, ary tonga hatrany Tahapanehesa.
Malagasy Bible 1865
ka dia nankany amin'ny tany Egypta izy ireny, fa tsy nihaino ny feon'i Jehovah, ary dia tonga hatrany Tapanesa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nankany amin’ny tany Ejipta izy ireny, fa tsy nihaino ny feon’NY TOMPO, ary tonga hatrany Tapanesa.
malagasy
ka dia nankany amin'ny tany Egypta izy ireny, fa tsy nihaino ny feon'i Jehovah, ary dia tonga hatrany Tapanesa.