Jeremiah 43:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitondrà vato lehibe maromaro amin’ny tananao ka afeno ao amin’ny rihitra ao amin’ny gorodona tanimanga, izay eo akaikin’ny vavahady amin’ny tranon’i Farao ao Tapanesa, ary ataovy eo imason’ny lehilahy amin’ny Joda izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitondrà vato lehibe eny an-tananao, ka afeno eo anatrehan’ny lehilahy amin’i Jodà, ataovy ao anaty simenitra eo amin’ny ngorodona taila, izay anoloan’ny tranon’i Faraôna, ao Tafnesa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Makà vato lehibe vitsivitsy ka aleveno ao amin’ny gorodona rarivato eo am-pidirana mankao an-dapan’ny Farao ao Tahapanehesa eo imason’ny lehilahy jodeanina.
Malagasy Bible 1865
Mitondrà vato lehibe eny an-tananao, ka afeno ao amin'ny feta ao amin'ny gorodona taila, izay eo akaikin'ny vavahady amin'ny tranon'i Farao ao Tapanesa, eo imason'ny lehilahy amin'ny Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Mitondrà vato lehibe eny an-tananao, ka afeno ao amin'ny feta ao amin'ny gorodona taila, izay eo akaikin'ny vavahady amin'ny tranon'i Farao ao Tapanesa, eo imason'ny lehilahy amin'ny Joda,