Jeremiah 44:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola torotoro fo izy na dia mandraka androany aza, sady tsy natahotra na nandeha araka ny lalànako sy ny didiko, izay napetrako teo anoloanareo sy teo anoloan’ny razanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandrak’androany izy ireo tsy mbola nanenina, tsy mbola nanan-tahotra, tsy mbola nandeha araka ny lalàko na ny didy nataoko teo anoloanareo sy teo anoloan’ny razanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandraka androany dia tsy mbola nisy na iray aza nanenina na nanaja Ahy ka nanaraka ny lalànako sy ny fitsipiko izay nomeko anareo sy ny razanareo.› »
Malagasy Bible 1865
Tsy mbola torotoro fo izy na dia mandraka androany aza sady tsy natahotra na nandeha araka ny lalàko sy ny didiko, izay napetrako teo anoloanareo sy teo anoloan'ny razanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola torotoro fo izy na dia mandraka androany aza, sady tsy natahotra na nandeha araka ny lalànako sy ny didiko, izay napetrako teo anoloanareo sy teo anoloan’ny razanareo.
malagasy
Tsy mbola torotoro fo izy na dia mandraka androany aza sady tsy natahotra na nandeha araka ny lalàko sy ny didiko, izay napetrako teo anoloanareo sy teo anoloan'ny razanareo.