Jeremiah 44:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hovaliko toy ny namaliako an’i Jerosalema, izay monina any amin’ny tany Ejipta, dia amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny namangiako an’i Jerosalema tamin’ny sabatra sy ny mosary ary ny pesta no hamangiako an’izay mitoetra eo amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hirotsaka an-tsehatra hamely izay monina any Ejipta Aho, tahaka izay namelezako ny mponina tao Jerosalema tamin’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana.
Malagasy Bible 1865
Fa hovaliako izay monina any amin'ny tany Egypta, toy ny namaliako an'i Jerosalema, dia amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hovaliko toy ny namaliako an’i Jerosalema, izay monina any amin’ny tany Ejipta, dia amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.
malagasy
Fa hovaliako izay monina any amin'ny tany Egypta, toy ny namaliako an'i Jerosalema, dia amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.