Jeremiah 44:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny amin’ilay teny voalazanao taminay tamin’ny anaran’NY TOMPO dia tsy hihaino anao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy nihaino anao izahay amin’ny teny nolazainao taminay, amin’ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Na dia amin’ny anaran’ny TOMPO aza no ilazanao aminay izany teny izany, dia tsy hihaino anao izahay.
Malagasy Bible 1865
Raha ny amin'ilay teny voalazanao taminay tamin'ny anaran'i Jehovah, dia tsy hihaino anao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny amin’ilay teny voalazanao taminay tamin’ny anaran’NY TOMPO dia tsy hihaino anao izahay.
malagasy
Raha ny amin'ilay teny voalazanao taminay tamin'ny anaran'i Jehovah, dia tsy hihaino anao izahay.