Jeremiah 44:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatramin’izay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra sy tsy nanidinana fanatitra aidina ho azy izay dia saika tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan’ny sabatra sy ny mosary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatramin’ny nitsaharanay tsy nanatitra emboka manitra ho an’ny Mpanjaka vavin’ny lanitra sy tsy nandrarahanay fanatitra araraka ho azy, vao tsy nanana na inona na inona izahay, sady levon’ny sabatra ama-mosary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hatramin’izay tsy nanoloranay fanatitra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra izay, dia tsy manana na inona na inona intsony izahay sady matin’ny ady sy ny mosary.
Malagasy Bible 1865
Fa hatrizay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an'ny mpanjakavavin'ny lanitra na nanidina fanatitra aidina ho azy izay, dia saiky tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan'ny sabatra sy ny mosary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatramin’izay nitsaharanay tsy nandoro ditin-kazo manitra ho an’ny mpanjakavavin’ny lanitra sy tsy nanidinana fanatitra aidina ho azy izay dia saika tsy nanana na inona na inona akory izahay sady ringan’ny sabatra sy ny mosary.
malagasy