Jeremiah 44:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin’i Jerosalema sy ny tanànan’ny Joda rehetra ianareo; ary indro, efa tany lao ireo ankehitriny ka tsy misy olona monina intsony ao aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Efa hitanareo ny loza rehetra nahàtrako tamin’i Jerosalema sy ny tanànan’i Jodà rehetra, fa indreo izy ankehitriny, fa efa tany lao sy tsy misy mponina intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: ‹Hitanareo ny loza rehetra izay nampihariko tamin’i Jerosalema sy ireo tanàna hafa rehetra tany Joda. Ankehitriny ireny dia efa lao sady tsy misy mponina intsony ao aminy,
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Hianareo efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin'i Jerosalema sy ny tanànan'ny Joda rehetra; ary, indro, efa tany lao ireo ankehitriny, ka tsy misy olona monina intsony ao aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin’i Jerosalema sy ny tanànan’ny Joda rehetra ianareo; ary indro, efa tany lao ireo ankehitriny ka tsy misy olona monina intsony ao aminy,
malagasy